| A | B | C | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | Q | R | S | T | U | V | W | X | Y | Z | |
|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
1 | Naoty | 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 5 | 7 | ||||||||||||||||||
2 | Singa mandrafitra | A-Marefo | B-Antonontonony | C-Matanjaka kokoa | D-Irina | |||||||||||||||||||||
3 | Fandrindrana & fandravonana | – Vondrona avy any ivelany no mitarika ny fandrindrana, ohatra ny Cluster WASH UNICEF | – Tsy manana fandrindrana ny mpisehatra. | – Manana fandrindrana ara-jeografian’ireo mpisehatra eny anivon’ny Kaominina. | – Ny mpisehatra rehetra dia manaraka ny rindran-damina voafaritra ao amin’ny ny stratejia/pôlitika ny Kaominina. | |||||||||||||||||||||
4 | – tsy manana olona miasa ho an’ny fampandrosoana lavitra ezaka mikasika ny fifandraisany ny RFF, ny fahasalamana, fampianarana ary ny fanjarian-tsakafo ny Kaominina | – Tsy manana na voafetra ihany ny fampifandraisana ny RFF miaraka amin’ny fahasalamana, fampianarana, fanjarian-tsakafo | – Manomboka manana ifandraisany ny RFF ao amin’ny sehatra fahasalamana, fanjarian-tsakafo, fanabeazana | – Fampidirana ny RFF ao amin’ny fandaharan’asa momba ny fahasalamana, fanjarian-tsakafo, fampianarana | ||||||||||||||||||||||
5 | Drafitra Stratejika | – Tsy manana drafitra fampandrosoana fa mifototra amin’ny fampandehanan-draharaha sy asa sosialy fotsiny. | – Drafitra mamaly ireo laharam-pahamehan’ny mpamatsy vola, tsy mijery ny hamapaharitra sy hahamafy orina ny fampandrosoana. | – Manana ny drafitra hanitarana ireo tolotra saingy tsy manana ny fomba fampaharetana na fiarovana azy. | – Drafitra marim-pototra tsara mba fahafahan’ny daholobe misitraka ny fotodrafitrasa maharitra sy mitandro ny tanjany | |||||||||||||||||||||
6 | – Ampidirina ihany ireo singa fidiovana fa tsy manana drafitra mati-paika | – Zara raha manana ny fampiasana porofo amin’ny fandrafetana drafitra ho an’ny RFF | – Drafitra napetraka maikamaika fa saingy tsy miasa feno | – Ny drafitra fampandrosoana ny RFF dia voadinika tsara ary mazava ny hampiarana azy | ||||||||||||||||||||||
7 | Famatsiam-bola | – Fandaniam-bola mifototra amin’ny vonjy rano vaky fotsiny ary madrafitra dia avy amin’ny mpamatsy vola ivelany | – Tsy manana fampiasana ny vola azo tamin’ny hetra. | – Lany amin’ny fanamboarana fotsiny ny fotodrafitrasa ny vola azo avy amin’ny hetra sy ny vola avy amin’ny mpamatsy vola fa tsy mahasahana ny tsingerim-piainan’ny tentim-bidy (lyfe cycle cost) | – Feno ny vola azo avy amin’ny hetra, alefan’ireo mpamatsy vola any amin’ny kaontin’ny Kaominina vola hotantanany (“Ao amin’ny Kitapom-bola”). | |||||||||||||||||||||
8 | – Ny mpamatsy vola mampiasa vola amin’ny amin’ny drafitra Kaominaly tsy manome lanja ireo tsingerim-piainan’ny tentim-bidy (lyfe cycle cost) | – Manao fampiasam-bola amin’ny RFF ny sehatra tsy miankina. | ||||||||||||||||||||||||
9 | – Ny fandanina dia mifanaraka amin’ny tsingerim-piainan’ny tentim-bidy (lyfe cycle cost). | |||||||||||||||||||||||||
10 | – Manana “Mechanisme” ahafahana manara-maso ireo vokatry ny fiovam–pihetsika. | |||||||||||||||||||||||||
11 | Fandrindrana | – Tsy manao fampivondronana maharitra fa mivondrona amin’ny vonjy taitra fotsiny. | – Antaratasy fotsiny ilay sampandraharaha fa tsy miasa akory. | – Sampandraharaha miasa amin’ny ampahany, tsy manana traikefa ary tsy mahay mampias vola. | – Ny sampandraharaha rehetra dia mijoro ary manana ireo fahaiza-manao andrasana aminy. | |||||||||||||||||||||
12 | ara-pitondrana | – Madrafitra tsy mazava ireo andraikitry ny sampan-draharahara tsirairay avy | – Mifanitsaka sy tsy mazava ireo anjara andraikitra amin’ny RFF. | – Tsy dia mazava tsara ireo anjara sa sy andraikitra momba ny RFF | – Samy mahalala mazava ny anjara asa sy andraikitra ataony ny mpisehatra ary manana sora-bola mazava ho an’ny RFF (oh: fahasalamana, fampianarana, …) | |||||||||||||||||||||
13 | Tamberin’ | – Tsy manana tamberin-andraikitra mipetraka eo amin’ny manampahefana sy ny mpanjifa. | – Manana ny fepetran’ny tamberin’andraikitra saingy tsy manana fampiharana. | – Efa manana ny tamberin’andraikitra ary efa hita ny famaliana ny feedback ho an’ny mpanjifa. | – Voarafitra tsara ny tamberin’andraikitra, ary na mpitondra fanjakana na ny mpiara-miombonantoka dia samy mampiseho sy samy mitaky tamberin’andraikitra ho an’ny fandrosoan’ny sehatra. | |||||||||||||||||||||
14 | andraikitra & fitsipika | – Tsy manana tamberin’andraikitra ifampifehezana eo amin’ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miombona antoka. | – Fombafomba fotsiny ny fanaovana dom-berina fa tsy fiatraika amin’ny fanatsarana ny fotodrafitrasa. | – Tsy hampiasana amin’ny fanatsarana tolotra na fiovam-pihetsika ny feedback. | – Ampisaina hanatsarana fanomezana tolotra sy fiovam-pihetsika ny feedback. | |||||||||||||||||||||
15 | – Tsy manana firaisamonim-pirenena. | – Malemy ny firaisamonim-pirenena, ary tsy manana tamberin’andraikitra avy amin’ireo mpiara-miombona antoka amin’ny fampandrosoana. | – Miha-matanjaka ny firaisamonim-pirenena. | – Firaisamonim-pirenena matanjaka ary afaka miatrika tamberin’andraikitra | ||||||||||||||||||||||
16 | Fanaraha-maso | – Amin’ny alalan’ny vovonan’ny RFF sy ataon’ny mpamatsy vola | – Tsy manana tondrozotra amin’ny fanaraha-maso na fanaovana tomban’ezaka. | – Manana Ireo drafitra iombonana sy fanaraha-maso ataon’ny mpiantsehatra samihafa saingy tsy manana tatitra miavaka tsara. | – Ataon’ny Kaominina ara-potoana ny fanaraha-maso ary entina mandinika ny drafitra vaovao mba hifanaraka amin’ny zava-manana. | |||||||||||||||||||||
17 | – Tsy manana drafitra hanaovana tombana fa mety na tsia ny fandaharanasa | – Tomban’ezaka avy amin’ny zavatra hita maso fa tsy manana antontan-kevitra iaingana | – tomban’ezaka mirafitra amin’ny atontan’isa ary mazava tsara ny “indicateurs” rehetra | |||||||||||||||||||||||
18 | – Mialoha sy aorian’ny tombana dia mandray lesona sy fanatsarana ny fomba fiasa. | |||||||||||||||||||||||||
19 | Fanomezana tolotra & fiovam-pihetsika | – Fidirana an-tsehatra Vonjy voina ihany. | – tsy mitohy ny fanantanterahana ny asa, fa tapatapaka na alefa tsikelikely. Samy raisina kely daholo ny asa nefa tsy vita hatramin’ny farany. Ny rafitra fanaovana tatitra samy maka ho azy. | – Ny mpitondra ao amin’ny Kaominina sy ny mpamatsy vola dia tsy manao afa-tsy ny mampiakatra ny isan’ny mpanjifa. | – Samy raisin’ny Kaominina an-tanana avokoa na ny fampiakarana ny isan’ny mpanjifa sy ny tohana ary tan-tsoroka aorian’ny fanatanterahana asa. | |||||||||||||||||||||
20 | – Mifantoka amin’ny fizarana “kit” mandritra ny vonjy voina ny fandaharan’asan’ny fidiovana sy fanatevenam-pahalalana; | – Tsy manana tan-tsoroka sy fanarah-maso aorian’ny fanantanterahana asa. | – Marefo ny tohana sy tan-tsoroka aorian’ny fanatanterahana asa. | – Ny Kaominina afaka manohy tsy tapaka ny fanomezana tolotra/ hanamafisana ny fiovam-pihetsika. | ||||||||||||||||||||||
21 | – ny fanatanterahana asa momba fanadiovana ihany no mba manana fanampiana ara-bola. | – Mifantoka amin’ny fampahafantarana fotsiny ny fandaharan’asa fa tsy mba miompana amin’ny fiovam-pihetsika. | – Fandaharan’asa mifantoka amin’ny fantetsiketsehana sy fiovam-pihetsika saingy zara raha manana fepetra fanamafisana mba hahatonga azy ho lovain-jafy. | – Fandaharan’asa mifantoka amin’ny fiovan’ny amam-pihetsika lovain-jafy. | ||||||||||||||||||||||
22 | – Manana karazana tolotra vonona ary afaka ampiharina arakaraka ny toerana. | |||||||||||||||||||||||||
23 | – Miankina amin’ny zava-manana eo anivon’ny Kaominina no amaritana ny fomba fiasa mety sy azo ampiharina tsara mba hisian’ny fiovana sy mba haharitra ho lovain-jafy | |||||||||||||||||||||||||
24 | Tahirin-drano & tontolo iainana | – Tsy manana pôlitika ho fiarovana sy fitantanana ny loharano. | – Manana pôlitika fiarovana sy fitantanana loharano saingy tsy ampiharina. Tsy manana fanaraha-maso ireo loharano. | – Manana pôlitika fiarovana sy fitantanana loharano fa saingy zara raha ampiharina. Marefo ny fanaraha-maso. | – Manana pôlitikam-pitantanana fiarovana ireo loharano ary ampiharina ary voarindra ny fitantana izany eo amin’ny sehatrasa samihafa. | |||||||||||||||||||||
25 | – Tsy manana fahalalana momba ireo zavatra ahiana hanimba ireo loharano, na ireo venty mamindra aretina. | – Zara raha fantatra ireo zavatra ahiana hanimba ny loharano. Fantatra ihany ireo venty fototra mety mamindra aretina saingy tsy manana paika amin’ny hanesorana azy. | – Fantatra tsara ireo zavatra ahina hanimba ny loharano saingy tsy hita taratra ao amin’ny drafitra ny fanesorana azy. | – Misy fanaraha-maso ireo zavatra ahiana hanimba ireo loharano ary tafiditra ao anaty drafitra izany. | ||||||||||||||||||||||
26 | – Voafetra ny fahafantarana fa ny fiovan’ny tranga iray dia mety manosika/mampihemotra ny fiovam-pihetsika. | – Tsy manana lalan-kevitra amin’ny fanovàna ny zavatra tsy mety ara-tsôsialy sy fihetsika efa raiki-tampisaka. | – Azo tsara ireo venty fototra mamindra aretina ary vofaritra ireo fiovam-pihetsika mifandraika amin’ireo saingy zara raha mifanandrify amin’izany ny fidirana an-tsehatra no tsy ampiharina rahateo. | – Atrehina amin’ny fiovam-pihetsika ireo venty fototra mamindra aretina. | ||||||||||||||||||||||
27 | – Tsy voajery manokana ny fomba hoentina miatrika ny loza | – Tsy voajery tsara ny fomba hoentina miatrika ny loza. | – RFF mahatohitra loza. | |||||||||||||||||||||||
28 | Fiheverana ny fitoviana & fampiatiana sôsialy | Ny asa atao eo amin’ny sehatra RFF dia vao mainka manamafy ny fiheveran-diso ny maha lahy sy maha vavy ary mahatonga ny vehivavy sy ny ankizy vavy ho tandidonin-doza, satria tsy nisy fakana ny hevitr’izy ireo. Indrindra moa ny tsy fahafantarana ny tontolo manana manodidina ny fiheverana ny lahy sy vavy eo amin’ny Kaominina | Mandray anjara amin’ny fanapahan-kevitra ny vehivavy | Mandray anjara mavitrika amin’ny fanapahan-kevitra ny vehivavy | Manana ny toeran’ny mpitarika ny vehivavy ary mandray anjara mavitrika sy tompon’andraikitra amin’ny tolotra RFF & fandraisana fanapahan-kevitra | |||||||||||||||||||||
29 | ilaina ny antontan-kevitra manavaka tsara ny maha lahy sy maha vavy, ary ny fitsinjaran’ny taona, ho an’ny fanatanterahana asa RFF rehetra | ilaina ary ampiasaina amin’ny fandrafetana drafitra ny antontan-kevitra manavaka tsara ny maha lahy sy maha vavy, ary ny fitsinjaran’ny taona | ||||||||||||||||||||||||
30 | ||||||||||||||||||||||||||
31 | ||||||||||||||||||||||||||
32 | ||||||||||||||||||||||||||
33 | ||||||||||||||||||||||||||
34 | ||||||||||||||||||||||||||
35 | ||||||||||||||||||||||||||
36 | ||||||||||||||||||||||||||
37 | ||||||||||||||||||||||||||
38 | ||||||||||||||||||||||||||
39 | ||||||||||||||||||||||||||
40 | ||||||||||||||||||||||||||
41 | ||||||||||||||||||||||||||
42 | ||||||||||||||||||||||||||
43 | ||||||||||||||||||||||||||
44 | ||||||||||||||||||||||||||
45 | ||||||||||||||||||||||||||
46 | ||||||||||||||||||||||||||
47 | ||||||||||||||||||||||||||
48 | ||||||||||||||||||||||||||
49 | ||||||||||||||||||||||||||
50 | ||||||||||||||||||||||||||
51 | ||||||||||||||||||||||||||
52 | ||||||||||||||||||||||||||
53 | ||||||||||||||||||||||||||
54 | ||||||||||||||||||||||||||
55 | ||||||||||||||||||||||||||
56 | ||||||||||||||||||||||||||
57 | ||||||||||||||||||||||||||
58 | ||||||||||||||||||||||||||
59 | ||||||||||||||||||||||||||
60 | ||||||||||||||||||||||||||
61 | ||||||||||||||||||||||||||
62 | ||||||||||||||||||||||||||
63 | ||||||||||||||||||||||||||
64 | ||||||||||||||||||||||||||
65 | ||||||||||||||||||||||||||
66 | ||||||||||||||||||||||||||
67 | ||||||||||||||||||||||||||
68 | ||||||||||||||||||||||||||
69 | ||||||||||||||||||||||||||
70 | ||||||||||||||||||||||||||
71 | ||||||||||||||||||||||||||
72 | ||||||||||||||||||||||||||
73 | ||||||||||||||||||||||||||
74 | ||||||||||||||||||||||||||
75 | ||||||||||||||||||||||||||
76 | ||||||||||||||||||||||||||
77 | ||||||||||||||||||||||||||
78 | ||||||||||||||||||||||||||
79 | ||||||||||||||||||||||||||
80 | ||||||||||||||||||||||||||
81 | ||||||||||||||||||||||||||
82 | ||||||||||||||||||||||||||
83 | ||||||||||||||||||||||||||
84 | ||||||||||||||||||||||||||
85 | ||||||||||||||||||||||||||
86 | ||||||||||||||||||||||||||
87 | ||||||||||||||||||||||||||
88 | ||||||||||||||||||||||||||
89 | ||||||||||||||||||||||||||
90 | ||||||||||||||||||||||||||
91 | ||||||||||||||||||||||||||
92 | ||||||||||||||||||||||||||
93 | ||||||||||||||||||||||||||
94 | ||||||||||||||||||||||||||
95 | ||||||||||||||||||||||||||
96 | ||||||||||||||||||||||||||
97 | ||||||||||||||||||||||||||
98 | ||||||||||||||||||||||||||
99 | ||||||||||||||||||||||||||
100 |