Fandraisan-tanana Pst Tahina mivady - Fisoràtana anarana sakafo 
"Aza matahotra fa tsy ho menatra ianao, ary azy mangahiahy fa tsy avela ho afabaraka ianao" (Isa 54: 4a)

Manonona ny fiadanan'i Tompo ho antsika rehetra,
Araka ny efa fantantsika dia ho tanterahina ny asabotsy 12 Septembre 2026 ho avy izao ny fandraisan-tanana an'ny Pasteur Tahina Rahandrifenosoa mivady. Izany dia ho tanterahina ao @ Fiangonana FJKM STUTTGART FAHAZAVANA (Kirchstr. 13, 73730 Esslingen Zell, Baden-Württemberg).

Aorian'ny fanompoam-pivavahana dia hisy sakafo (en barquette) hozaraina ho antsika rehetra hanatrika io fotoana io. Koa manasa anao izay ho tonga hanotrona io fotoan-dehibe io hisoratra anarana @ ity rohy ity hatramin'ny 31 Aogositra mba hahafana manao ny fandaminana amin'ny sakafo. 

Misaotra indrindra dia samy ho tahin'Andriamanitra daholo
Sign in to Google to save your progress. Learn more
Anarana sy fanampin'ny anarana *
Olona iray fisoratana anarana iray, ny zaza mandray sakafo dia mila soratana anarana mba tsy handiso ny kajy.
Fiangonana misy anao ankehitriny
Ianao ve : *
Submit
Clear form
Never submit passwords through Google Forms.
This content is neither created nor endorsed by Google. - Terms of Service - Privacy Policy

Does this form look suspicious? Report