Misaotra anao liana handray anjara amin'ny tetikasa Lingua!
Adiresy mailaka *
Your answer
Fanampin'anarana *
Your answer
Anarana *
Your answer
Firenena onenana
Your answer
Ahoana no nahalalanao momba ny Global Voices? *
Your answer
Fiteny iaingàna *
Lahatsoratra amin'ireto fiteny eto ambany ireto no vokarinay amin'izao fotoana izao. Tsy mandray mpirotsaka an-tsitrapo handika ho amin'ny fiteny Anglisy aloha izao izahay
Fiteny iantefàna *
Ny tenin-dreninao, na fiteny iray hafa fa hainao tsara ny mandaha-teny aminy
Required
Manampy toy ny mpandika teny
Tsy misy maripahaizana na traikefa ambany indrindra takiana.
Firy lahatsoratra isam-bolana no azonao adika? *
Afaka mandika maro na vitsy araka izay irinao ianao, araka ny zavatra mahaliana sy ny hafaingananao!
Your answer
Traikefa eo amin'ny fandikàn-teny
Raha manana; fa raisina an-tànan-droa ihany koa ireo mpianatra mandika teny sy / na maniry mba hiofana.
Your answer
Zava-mahaliana
Ny faritra, ny firenena, ny olana sy ny lohahevitra izay tena mahaliana anao manokana, na raha tsy misy?
Your answer
Fiarahamiasa hafa
Misy zavatra maro hafa azonao atao ivelan'ny fandikàn-teny mba handraisanao anjara eo amin'ny fiainan'ny vondrom-piarahamonintsika!
Afaka handray anjara aho
Misy fanofànana omena raha ilaina, ary iantohana ny fanohanana
Firy ora isam-bolana no heverinao hatokana ho an'io asa io?
Ho taridàlana fotsiny - malalaka ianao hanokana fotoana be na kely araka izay mety aminao!
Your answer
Bilaogy sy tambajotra sosialy
Raha manana bilaogy na mpampiasa tambajotra sosialy, dia ampahafantaro anay mba hahazoanao antoka amin'ny fanarahana anao ao anatin'ny radar-nay!
Ny (ireo) bilaoginao
Your answer
Ny kaonty Twitter-nao
Ny anay : @globalvoices
Your answer
Ny Facebook-nao
Your answer
Hafa...
(Google+, Flickr, YouTube, sns)
Your answer
Submit
Never submit passwords through Google Forms.
This content is neither created nor endorsed by Google.