Fisoratana anarana „Fankalazana Anniversaire FLM Allemagne“

Fara-fisoratana anarana: 25.06.2026

DATY: 27-28 Jona 2026

Adiresy:
Sabotsy ➡️ Rastatter Str. 57, 76199 Karlsruhe
Alahady ➡️ Tulpenstraße 1, 76199 Karlsruhe
Sign in to Google to save your progress. Learn more
« ... fa ianao kosa mandehana ,
ka mitoria ny fanjakan’  Andriamanitra »

LIOKA 9:60b

Anarana sy laharana ahazoana anao/anareo *
Isan‘ny olona hoavy *
Fiangonana *
Fahatongavana *
Trano fatoriana *
Required
Fampiatranoana: sorato eto ambany ny isa sy sokajin‘ny olona azonao ampiatranona
👉 (oh: afaka mandray VEHIVAVY 3)

Raha afaka mampiatrano vahiny dia soraty eto ambany ny laharan-tarobia ahazoana anao
Misakafo ALAHADY „sakafo AGAPE“ *
✨ Raha mila fanazavana fanampiny ✨
👉 Mail: flmallemagne@gmail.com
👉 Pastora Tantely: +33 616602743
👉 FLM Allemagne:  +49 1783754844

🌹🌹 Ny FLM Allemagne dia manolotra fisaorana ho anao ary faly hihaona aminao aty Karlsruhe 🌹🌹
Submit
Clear form
Never submit passwords through Google Forms.
This content is neither created nor endorsed by Google. - Terms of Service - Privacy Policy

Does this form look suspicious? Report